Entrée | tsotsoka (tsoka) | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Karazan-javamaneno tsotra dia tsotra fa vy na haro kely misy vavany ary loaka tokana eo amin' ny vatany fotsiny no tsofina [Rajemisa 1985] | |||
Traduction française | sifflet des marins [Abinal 1888] | |||
Vocabulaire | Musique: instruments | |||
Dérivations |
| |||
Entrée | tsotsoka | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Nofo mihorona manarona ny filahiana [Rajemisa 1985] | |||
Traduction française | prépuce [Rajaonarimanana 1995] | |||
Vocabulaire | Biologie | |||
Entrée | tsotsoka | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | [Tsimihety] Anaram-bosotra omena ny Vazaha. Jereo tsitsoka [Rajemisa 1985] | |||
Traduction française | (familier) Français. Synonymes: vozongo, vazaha [Rajaonarimanana 1995] | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |