Entrée | trotrobe | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan' amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe no ahohoka, asiana lamba eo amboniny ary ny felatanana roa no mively azy; ny faritany avaratra no mampiasa azy [1.1] | |
Vocabulaire | Musique: instruments | |
Hypéronyme | ||
Co-hyponymes | ||
Mis à jour le 2023/03/19 |