|
|
|
|

Entrée1  n' lapa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Amponga tsangana fampiasan'ny faritany andrefana amin'ny lanonam-be: hoditra tokana ihany no eo amin'ny vavany toy ny laona ary fantsika hazo no mitana ny hoditra eo amin'ny vatany. (Tsy miala eo an-dapa izy na vita aza ny lanonana -- Romy no anarany any amin'ny Betsileo).. [1.1]
Vocabulaire  4  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tous les mots composés  126 n' lapabe

Mis à jour le 2025/11/09