|
|
|
|

Entrée (1/3)1 rimorimo
Radical  2rimo
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fandehanana mafy
fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy
fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely [1.1]
Explications en anglais  5 a buzzing as of bees [1.7]
Explications en français  6 bourdonnement comme celui des abeilles
mouvement rapide [1.8]
Exemples  7 Lozan' ny be rimorimo anefa, hono, raha ditsoky ny vovoka nafafiny ny mason' ny tsy manan-tsiny! [1.298]
8 Asa na misy manenjika ilay mpamily, na mampidera ny fahaizany mitondra sy fahalalany lalana, fa dia rimorimo izao! [2.4]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  26 Son
Synonymes  27rimo

Entrée (2/3)28 rimorimo
Partie du discours  29 nom
Explications en malgache  30 Zavamaneno vita amin' ny silaka volotsangana sahabo ho vehana ny halavany ary voatondro roa ny sakany, ka maranitra toy ny loha lefona ary misy lavaka kely eo amin' ny tendrony iray mba hitsofohan' ny tady ifatorany; misy tahony hihazonana azy koa: ahodinkodina "mirimorimo" izy io ka arakaraka ny maha-mafy ny fanodinkodinana azy no ahazoana feo mafy kokoa. (Ny Tanala no mpampiasa azy indrindra; manarakaraka, ny Sakalava, izay manome anarana azy hoe: Tambovo) [1.1]
Vocabulaire  31 Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (3/3)154 rimorimo
Partie du discours  155 nom
Explications en français  156 (de rimorimo : sifflement des verges. On employait les rameaux pour fouetter les enfants ou tout au moins en faire le simulacre). Phyllanthus nummulariifolius Poir. (Phyllanthaceae). D'après Descheemaeker serait encore appelé tamborotanosy. [Merina, Betsileo] [1.196]
Vocabulaire  157 Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  158 rimorimo, 159 romiromy

Mis à jour le 2025/09/19