|
|
|
|

Entrée1 anakidory
Mots élémentaires  2anaka, 3dory
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Amponga kely kokoa noho ny dory (zanaky ny dory no heviny). Anisan' ny amponga masina izy io fa ampiasaina amin' ny hirampivavahana: tromba, bilo, sns. ary tsy azom-behivavy kasihina; ny any amin' ny faritanin' ny Sakalava no mampiasa azy [1.1]
Vocabulaire  6 Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2025/09/12