|
|
|
|

Entrée1 kiloloka
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Tsotsòka maromaro natao tamin' ny volotsangana ka ahazoana feo iva rehefa lavalava kokoa ary feo avo rehefa fohy; ampifandimbiasina ny fomba fampiasa azy ka ahavitana ngodonkira fandihizana, na feonkira iray manontolo arakaraka ny habetsahan' ny isany [1.1]
Vocabulaire  4 Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2025/09/12