Entrée jejilava
Mots élémentaires jejy ; lava
Partie du discours nom
Explications en malgache Tahon-kazo marotsaka sahabo ho 2 metatra asiana tadiny mihenjana toy ny tsipika, ka voatavo maina no afatotra eo akaikin' ny tendrony ambany; somary sarotsarotra ihany ny fampiasa azy: ny tanana havia no mihazona azy mijoro mahitsy, ka ilay voatavo dia aankina amin' ny kibo na somary ahataka kely mba hampigobona kokoa ny feony; ny fanondro havia amin' izay atehika amin' ny tadiny raha tiana hiakatra kely ny feony; ny tanana havanana kosa mipaika ny tadiny amin' ny tsora-kazo kely sady misy korintsana fihinin' ny ankibikely [1.1]
Explications en français Une espèce de longue guitare [1.3]
Vocabulaire 
Hypéronyme zavamaneno
Co-hyponymes adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Mis à jour le 2023/10/26