|
|
|
|

Entrée1 diapazona
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 [fr. diapason] Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa apoka amin-javatra dia manome feo ka ampiasaina hakana ny haavon' ny hira tiana hatao [1.1]
Vocabulaire  4 Musique: instruments
Synonymes  5pitsofaoro
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2025/09/12