|
|
|
|

Entrée1  kabaosa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa. [1.1]
Vocabulaire  4  Musique: instruments
Synonymes  5 kabaosy, kabosa, kabosy
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Anagrammes  127 kabaosa, 128 sabakao, 129 saboaka

Mis à jour le 2025/11/09