|
|
|
|

Entrée1  langoroana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo). [1.1]
Vocabulaire  4  Musique: instruments
Synonymes  5 langorony
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2025/11/09