|
|
|
|

Entrée (1/3)1  raloba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) [1.1]
Vocabulaire  4  Musique: instruments
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Illustrations 

Entrée (2/3)126  raloba
Partie du discours  127  nom
Explications en malgache  128 Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany [1.1]
Analogues  129  baheza, 130  sasy

Entrée (3/3)131  raloba
Partie du discours  132  nom
Explications en malgache  133 dihin'ny ntaolo [Sihanaka] [1.78]

Anagrammes  134 labaro, 135 raloba

Mis à jour le 2025/11/09