Entrée (1/2) | 1 langorony |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) |
Explications en anglais |
4 [1.2] a side drum |
Explications en français |
5 [1.3] tambour |
Exemples |
6 [2.48] ary dia mihoby indray ny mozika sy ny amponga be sy ny langorony: |
Vocabulaire |
7 Musique: instruments |
Synonymes | 8 langoroana |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Mis à jour le 2025/05/16 |
![]() |