| Entrée | 1 angaroa |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Zavamaneno tsofina, mitovy amin' ny antsiva (akorandriakan-dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka ihany fahiny, na izay olona voafidiny, no nampiasana ny angaroa; niavaka tsara teo amin' ny tany ama-monina ny feony satria avo feo nefa malefaka kokoa noho ny antsiva na ny anjombona.
[1.1] |
| Explications en français |
4 conque (bakôra) § antsìva..
[Tankarana]
[1.19] |
| Exemples |
5 Taitra hendratra tamin' ny torimasony tao izy, ka niantso ny feon' angaroa hoe : - Vonjeo, vonjeo, fanday mainty ngezabe, fanday mainty ngezabe!
[2.4#]
|
| Vocabulaire | 6 Musique: instruments |
| Synonymes | 7 angaroha |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Proverbes | 129 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 130 angaroa, 131 arangao |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|