|
|
|
|

Index

Proverbes : atahorana

Proverbe 1Bibilava sy olombelona : matahotra, atahorana. [2.415 #5687]
Bibilava sy olombelona : samy tsiravina ihany. [2.415 #5687]
Bibilava sy olona, ka samy matahotra ihany. [2.415 #5687]
Bibilava sy olona : samy tsiravina ihany. [2.653]
Traduction françaiseUn serpent et un homme : ils ont peur et se font peur réciproquement. [2.415 #5687]
Interprétation françaiseSe disait de deux craintifs. [2.415 #5687]

Proverbe 2Dakan' ilay vendrana : ny fola-pe tsy ahina fa ny mangaro-maso no atahorana. [2.558 #970]

Proverbe 3Lanjan’ amboa : atahorana ny vavany hanaikitra, atahorana ny vodiny handoto. [1.147 #L29]

Proverbe 4Ny adala no tsy ambakaina, Andriamanitra no atahorana. [1.1 #57, 2.653 #2119, 2.974 #55]
Traduction françaiseSi l’on n'abuse pas de l’ignorance des faibles, c’est qu’on a la crainte de Dieu. [2.974 #55]

Proverbe 5Ny toko no tsy atao maranitra, ny vilany no atahorana ho vaky. [2.558 #3307, 2.653 #2508]

Proverbe 6Ny trosa toy ny rambondanitra : kely atahorana hipaoka ny lamba, lehibe ahina handrodana ny trano. [2.558]

Proverbe 7Salohin-dRamatahoboina : hitao anambo atahorana hahafaty olona; hatao an-joro ahina hahavoa olona. [1.147 #S14]

Proverbe 8Sasa lamba malemy be tseroka : atontona mafy, atahoran-ko rovitra; atontona malemy, atahorana tsy hadio. [2.653]
Sasa-lamba malemy be tseroka : atontona mafy atahoran-ko rovitra, atontona malemy, atahoran-tsy hadio. [2.558]

Index