| Entrée (1/2) | 1 lehibe |
| Mots élémentaires | 2 lehy, 3 be |
| Partie du discours | 4 adjectif |
| Explications en malgache |
5 Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro lehibe, trano lehibe.
[1.1] |
| Explications en anglais |
6 big, large; old.
[1.7] |
| Explications en français |
7 grand; âgé.
[1.8] |
| Exemples |
8 Ao izany lehilahy lehibe mihaja.
[2.499#]
9 Ary iza ity lehilahy lehibe ity? [2.442#] 10 Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany! [2.59#] |
| Dérivés |
|
| Analogues | 23 beboko, 24 bevava, 25 bolangina, 26 bontolo, 27 botrefona, 28 dabe, 29 debo, 30 dobara, 31 dobarabe, 32 dofa, 33 donga, 34 fonetana, 35 fonitra, 36 goay, 37 goaibe, 38 goavana, 39 goma, 40 gomabe, 41 makadiry, 42 mokany, 43 ngeza, 44 tsyahombiazana, 45 tsyanoharana, 46 tsymifanerana, 47 tsyombyfo, 48 vaventy, 49 vokatra, 50 vokavoka, 51 vongavonga |
| Proverbes | 52 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 53 lehibe |
| Partie du discours | 54 nom |
| Explications en malgache |
55 Ny mpifehy, ny mpitondra: Ho tonga hamangy antsika rahampitso ny lehibe.
56 Ny tale, ny filoha: Ny lehiben' ny mpitsara, ny lehiben' ny sekoly.. [1.1] |
| Explications en anglais |
57 the chief one.
[1.7] |
| Explications en français |
58 chef.
[1.8] |
| Tous les mots composés | 59 savazoro lehibe |
| Anagrammes | 60 helibe, 61 lehibe |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|