Entrée vokatra
Partie du discours nom
Définition malgache Ny voan' ny zavamaniry na ny vodin' ny zavamaniry fihinana tonga amin' ny fahamasahany: Rehefa miakatra ny vokatra, somebiseby ny iray tanàna
¶ Ny soa azo: Mivelona amin' ny vokatry ny asan-tanany izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise fruit, produce; a result [Hallanger 1973]
Définition française produit, résultat [Hallanger 1974, SLP 1986]
 fruit, récolte qui produit [Hallanger 1974]
 effet, conséquence [SLP 1986]
 Nom général des fruits de la terre ; tout ce que produit la terre et qu'on peut manger [Boiteau 1997]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 

Entrée vokatra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Be dia be, betsaka, sesehena: Vokatra ny paiso tamin' ity taona ity
¶ Lonaka: Vidio io saha io fa tsy hohita tany vokatra ohatra an' io ianao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise productive [Hallanger 1973]
Définition française fertile, productif: Vokatra ity tanimbary ity (cette rizière est fertile ; donne beaucoup de riz) [Boiteau 1997]
Vocabulaire 

2019/09/23