|
|
|
|

Entrée1  halehibeazana
Radical  2 lehibe
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 hangeza: Tsy ny halehibeazanao akory no atahorako anao.
5 toetran' ny zavatra lehibe, bevava: Novelabelariny tamin' ny valandresaka ny halehibeazan' ny adidin' ny ray aman-dreny.
6 fahanterana, habetsahan' ny taona niainana: Tsy mivoaboaka intsony izy noho ny halehibeazany. [1.1#406]
Exemples  7  eo an-tànanao ny hery amam-pahefana, ary ny tànanao no manome ny halehibeazana amam-pahamafisana ny zavatra rehetra. [2.996#13.029.012]

Mis à jour le 2025/09/12