Entrée | 1 fahalehibeazana |
Radical | 2 lehibe |
Partie du discours | 3 nom |
Exemples |
4 [2.1011] Nony amin'izao andron'ny fahalehibeazana izao anefa. 5 [2.817] Tsy zazavavy intsony izy amin'izao fotoana izao / Fa mandia ny fahalehibeazana. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |