|
|
|
|

Entrée1  bevava
Mots élémentaires  2 be, 3 vava
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5 basivava. [Taisaka] [1.78]
6 basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny). [Tanala] [1.78]
7 (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava. [1.1]
Explications en anglais  8 [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly.. [1.2]
Explications en français  9 bavard. [Taisaka] [1.82]
Autres orthographes  10 be vava
Synonymes  11 be taim-bava

Mis à jour le 2025/11/02