|
|
|
|

Entrée1  bontolo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Vaventy makadiry ary iray tsy mivaky: Kanety bontolo. [1.1]
Explications en anglais  4 clumsy, lumpy, large, awkward, stubborn, or inelegant. [1.2]
Explications en français  5 sans division, entier. [1.3]
Exemples  6  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
7  ny fanamelohana bontolo ahy, ny fametavetana imason' olona ny reniko sy ny anabaviko, ny famonoana tsy misy tsy misy fitsitsiana ahy, ny fandatsana sy fikororohana ny fianakaviako. [2.472]
Dérivés 
Adjectifs :
Tous les mots composés  9  3 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09