Entrée vaky
Partie du discours nom
Définition malgache Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro
¶ Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [Rajemisa 1985]
Définition française Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [Boiteau 1997]
Citations 

Entrée vaky
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza zavatra potika noho ny clona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko
¶ Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha
¶ Miseho: Vaky masoandro
¶ Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony
¶ Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona
Mitovy hevitra: manamika ~ misaraka ~ mitsefoka ~ mivava ~ miveraka ~ tapaka ~ tresaka ~ triatra ~ vaky hentana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise broken, as glass; split; split open [Hallanger 1973]
Définition française brisé, comme le verre; fendu; partagé [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vaky (4): Ambakirano, Ambatovaky, Andranovaky, Vatovaky

2019/08/17