Entrée famaky (vaky)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina mamaky
Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
Explications en français Ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]
Phytonymes 

Entrée famaky (vaky)
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
Explications en anglais An axe, a hatchet. [1.2]
 An ax, a cleaver [1.7]
Explications en français Hache [1.3, 1.8]
Exemples 
1Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437]
2Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332]
Vocabulaire 
Mots composés 
Zoonymes 
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/16