| Entrée | 1 miveraka |
| Radical | 2 veraka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra.
5 Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako. 6 Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony. 7 Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy!. [1.1] |
| Explications en français |
8 s'ouvrir (en parlant des fruits).
[1.196] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 12 miravake, 13 miveraka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|