Entrée manaikitra (kaikitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo
Mitovy hevitra: mandramatra
¶ Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra
¶ Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay
¶ Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao
¶ Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ
¶ Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to bite, to cause pain [Hallanger 1973]
Définition française mordre; piquer, faire mal [Hallanger 1974]
Morphologie 
manaikitra
nanaikitra
hanaikitra
manaikera
Analogues  miketoka ~ manaketoka ~ mikaretoka ~ manakarepoka ~ manakaretoka ~ mamazana ~ manatandra ~ mandramatra ~ mandrambo ~ mandrovitra ~ mandriatra
Citations 

2013/03/19