Entrée mandrovitra (rovitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa
¶ Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [Hallanger 1973]
Définition française déchirer du tissu, du papier, etc. [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandrovitra
nandrovitra
handrovitra
mandrovita
Exemples Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15]
Citations 

2012/05/29