Entrée | 1 mandramatra |
Radical | 2 ramatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manaikitra mafy amin' ny nify; miady amin' olona [1.1] |
Explications en anglais |
5 to attack, to set upon, to rush upon [1.2] |
Exemples |
6 Izao no lazain' ny Tompo amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an' Israely vahoakako: Indro hongotako hiala amin' ny taniny izy ireo;
[2.996#]
|
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |