Entrée mafy
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy malemy, tsy manana toetra mora vaky na mora potika: Mafy itỳ hazo itỳ
¶ Tsy manana toetra malemilemy mahafinaritra ny tena: Mafy itỳ seza itỳ fa tsy misy ondana hipetrahana
¶ Enti-milaza izay ilana hery na ezaka ara-batana na aratsaina: Mafy ny raharahan' ny mpihady arintany
¶ Enti-milaza izay manery na mandidy izaitsizy: Mafy ny lalàna nefa tsy maintsy arahina
¶ Matanjaka, manan-kerim-batana: Manatòna Rangahy raha mafy
¶ Sarotra lefarina, manindrona, na henjana: Mafy izany teny izany
¶ Sarotra zakaina, mangidy: Mafy ny fahoriana nentin' io iehilahy io
¶ Tsy mihontsina, tsy mety ketraka: Mafy io vehivavy io
Mitovy hevitra: avy aina ~ be aina ~ fonetana ~ hozatina ~ komatry ~ maozatra ~ matanjaka ~ matomboka ~ tomady ~ vokenana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise hard, difficult, firm, strong. [Richardson 1885]
 hard, firm; difficult [Hallanger 1973]
Définition française dur; solide, résistant; difficile [Hallanger 1974]
Dérivations 
Antonymes 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2017/08/02