|
|
|
|

Entrée1  fanamafisana
Radical  2 mafy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana. [1.1]
Explications en français  5 L’action de fortifier, de consolider, de confirmer ; les contre-forts. [1.3#416]
6 renforcement, consolidation, amplification, compactation. [1.13]
Exemples  7  Ny iray voalohany, fanabeazana mikendry ny fanamafisana orina ny foko. [2.606#]
8  Izany ny fanamafisana ny didy momba ny tsy fahazoan' ny avy any andafy mividy tany. [2.366#]
Autres orthographes  9 fanamafesana, fanamafiana

Mis à jour le 2025/09/12