Entrée mihamafy (mafy)
Partie du discours verbe actif
Allégation Mot ou locution vu dans: mitombo
Exemples 
1Ary mihamafy sy mihamihanaka ilay izy. [Andraina: Mitaraina, page 84]
2Mihamafy hatrany ny fitempon' ny fony ary natahorany hijanona tampoka araka ny ahiahiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 55]

Mis à jour le 2020/07/31