| Entrée | 1 voamafy |
| Radical | 2 mafy |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Exemples |
4 Tsy fo drodroky ny fiainana mirotoroto toy ny any an-drenivohitra ny azy ka miafara amin' ny famonoan-tena indraindray, fa fo voamafy amin' ny fiahiana ny hoavy noho ny fitserana ny adim-piainana eo amin' ny maha tantsaha azy.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/10 |
|