Entrée matanjaka (tanjaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny vatan-dehilahy matanjaka tao an-tanàna
¶ Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka itý vata itý io tady io?
¶ Be herim-po: Matanjaka eo anoloan' ny fahoriana
Mitovy hevitra: be aina ~ be sandry ~ mafy ~ mahery ~ matomboka ~ tomady [Rajemisa 1985]
Définition anglaise strong, vigorous; heavily built, corpulent [Hallanger 1973]
Définition française fort, vigoureux; gros; un peu gras [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
matanjaka
matanjak'
matanja-
natanjaka
natanjak'
natanja-
hatanjaka
hatanjak'
hatanja-
matanjaha
Exemples 
1Fantatra fa matanjaka I Feno. [Andraina: Mitaraina, page 75]
2Tia mampiasa teny matanjaka ianao! [Andriamalala: Vohitry]
3Ady vaventy sahaza ny olo-matanjaka! [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 118]
4Izahay osa, fa hianareo no matanjaka; [Baiboly: 53.4.10]
Citations 

2018/08/04