Entrée tomady (tady)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Matanjaka, vory nofo, nofosana: Tovolahy tomady [Rajemisa 1985]
Définition anglaise strong, muscular [Hallanger 1973]
Définition française fort [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 musculeux [Abinal 1888]
 costaud, robuste [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples 
1Mbola tena tanora sy tomady izy. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Anisan' ny zaza salama sy tomady tokoa aho. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
3Olona nofantenana tomady sy matanjaka daholo ireo! [Andraina: Mitaraina]

2019/08/29