|
|
|
|

Entrée1  bibilava
Mots élémentaires  2 biby, 3 lava
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany. [1.1]
Explications en anglais  6 A name for snakes.. [1.2]
Explications en français  7 nom générique de serpents. [1.54]
8 serpent. [1.13]
Exemples  9  Nanitsaka bibilava masiaka va izy? [1.281]
10  ary ny vahoaka manjary mandotra, bibilava eny an-tanety [2.48]
Vocabulaire  11  Zoologie: (en général)
Proverbes  12  Proverbes contenant ce mot
Article  13 Randzavola: bibilava ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/02