| Explications en malgache |
4 Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo.
5 Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy.
6 Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho.
7 Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony.
8 Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra.
9 Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra.
10 Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano.
11 Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo?.
[1.1]
|