Entrée trosa
Partie du discours nom
Définition malgache Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko
¶ Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy. [Rajemisa 1985]
Définition française dette, traite [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 

2017/06/29