|
|
|
|

Entrée1  fitrosa
Radical  2 trosa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba entina mitrosa, izany hoe mividy zavatra ka tsy mandoa ny vidiny eo no ho eo fa mangataka andro. [1.1]

Anagrammes  5 faritso, 6 fitrosa, 7 fositra, 8 rafotsy, 9 ratsy fo, 10 sifotra, 11 Tryfosa, 12 tsirofa

Mis à jour le 2025/09/12