|
|
|
|

Entrée (1/5)1  raboka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  vely, famelezana [Tambahoaka] [1.78]
Dérivés 
4  Verbes actifs :

Entrée (2/5)5  raboka
Partie du discours  6  nom
Explications en français  7  poumon. [Tankarana, Sihanaka, Tanosy] [1.19, 1.78]
Vocabulaire  8  Biologie

Entrée (3/5)9  raboka
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch [1.1]
12  areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka [1.13]
13  Jereo "Raboka (TB, Tioberikilaozy)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 179] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explications en français  14  tuberculose [1.13]
Vocabulaire  15  Santé
Mots composés 

Entrée (4/5)18  raboka
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany [1.1]
Vocabulaire  21  Jeu

Entrée (5/5)22  raboka
Partie du discours  23  nom
Explications en français  24  (de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable). Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi horona, kidrodrotra. [Mahafaly] [1.196]
Vocabulaire  25  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  27  bakaro, bakora, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka

Mis à jour le 2023/06/19