|
|
|
|

Entrée (1/9)1  any
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo?
Explications en anglais  4  [1.2] there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any.
5  [1.7] there, fairly far away not visible;
Explications en français  6  [1.82] [Taisaka] [añy] là-bas, à, vers
7  [1.8] là, à une certaine distance, pas visible
Explications en italien  8  [1.18] in, a, da. Any an-dafy izy, egli e all'estero. Niakatra any an-danitra Jeso Kristy, Gesu Cristo sali al (in) cielo. Any any Antananarivo ny vahiny, l'ospiete viene da Tananarive.
Exemples  9  [2.472] Tsy hijanona ela any aho.
10  [2.324] ka any Antsirabe no haleha.
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Analogues  14  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary
Mots composés 

Entrée (2/9)41  any
Partie du discours  42  adverbe [Liste complète]
Explications en anglais  43  [1.7] prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants
Explications en français  44  [1.8] préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes
Mots composés 
Toponymes 

Entrée (3/9)65  any
Partie du discours  66  préposition [Liste complète]
Explications en anglais  67  [1.2] belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo.
Mots composés 

Entrée (4/9)71  any
Partie du discours  72  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  73  [1.1] Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
-- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
-- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any
Explications en anglais  74  [1.2] used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense.
Mots composés 

Entrée (5/9)78  any
Partie du discours  79  nom
Explications en malgache  80  [1.1] Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana
Explications en anglais  81  [1.2] Ira is used in the provinces.
Explications en français  82  [1.3#48] ourdissage de la trame
Dérivés 
83  Verbes actifs :
84  Verbes passifs :
85  Verbes relatifs :
86  Noms :

Entrée (6/9)87  any
Partie du discours  88  verbe passif
Explications en malgache  89  [1.78] [Taisaka] atao, inoana
Explications en français  90  [1.82] [Taisaka] qu'on fait, qu'on croit
Morphologie 
91  Présent :
92  Passé :
93  Futur :
94  Impératif :

Entrée (7/9)95  añy
Partie du discours  96  nom
Explications en malgache  97  [1.78] [Taisaka] rivotra
Explications en français  98  [1.82] [Taisaka] vent
Vocabulaire  99  Météorologie

Entrée (8/9)100  any
Partie du discours  101  Non spécifié
Explications en français  102  [1.82] [Taisaka] qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie)
Vocabulaire  103  Santé
Mots composés 

Entrée (9/9)106  any    
Partie du discours  107  pronom [Liste complète]
Explications en anglais  108  [1.17] naizanaiza, nainonanainona; izay misy

Anagrammes  109  ain, an' i, ani, añy, any, ~ina, ina, i~na, -nay, nay, nia

Mis à jour le 2025/05/08