Entrée | 1 eto |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo |
Explications en français |
4 [1.3, 1.5] ici 5 [1.3] dans l'endroit où on se trouve 6 [1.5] là |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 12 ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary |
Mots composés |
|
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |