Entrée (1/3) | 1 etỳ |
Partie du discours | 2 adverbe |
Explications en malgache |
3 Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto) 4 Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1] |
Explications en anglais |
5 here fairly close (in sight) [1.7] |
Explications en français |
6 ici assez près, visible [1.8] |
Exemples |
7 Feno azy ireny tety amintsika taloha. [2.117] 8 Moa tsy nisy olona nampiahiahy akory nanatonatona tety? [2.357] 9 Raha nisy filanjana aza tety, tsy navelanay handia tany hianao! [2.324] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 17 etỳ, eto, eo, etsy, eny, eroa, erỳ, atỳ, ato, ao, atsy, any, aroa, arỳ |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
19 Tous les adverbes |
Entrée (2/3) | 20 ety |
Partie du discours | 21 Non spécifié |
Explications en anglais |
22 primitive root of MEty [1.2#812] |
Explications en français |
23 racine de MEty [1.3#131] |
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 26 ety |
Partie du discours | 27 adjectif |
Explications en malgache |
28 Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay 29 Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha 30 Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany [1.1] |
Explications en anglais |
31 narrow, close [1.7] |
Explications en français |
32 étroit, serré [1.8] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 39 ety, etỳ, ety, etỳ |
Mis à jour le 2023/10/28 |