|
|
|
|

Entrée (1/4)1  tety
Partie du discours  2  adverbe au passé [Liste complète]
Exemples  3  Feno azy ireny tety amintsika taloha [2.117#100]
4  izy izay efa nanao famonjena betsaka tety ambonin' ny tany [2.996#23.74.12]

Entrée (2/4)5  tety
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [1.1]
Explications en français  8  action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [1.3]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Mots composés 
Toponymes 

Entrée (3/4)21  tety
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23  Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [1.1]
Explications en français  24  bouton syphilitique particulier à Madagascar [1.3]
25  bouton syphilitique [1.54]
Vocabulaire  26  Santé
Mots composés 

Entrée (4/4)28  tety
Partie du discours  29  nom
Explications en malgache  30  famangiana [Taisaka] [1.78]

Mis à jour le 2023/08/12