|
|
|
|

Entrée1  tinety
Radical  2  tety
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Voatety, notetezina, naleha na nodiavina novakivakina hatraiza hatraiza: Notinetiko iny vodivona rehetra iny fa tsy hitako ilay ondry very
Explications en français  5  [1.3#699] Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré
Exemples  6  indray mandeha koa, mpanary tinety anankiray no nanjera tsy nahy ka nandraraka ilay entana nentiny; [2.472#221]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Synonymes  10  voatety

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21