|
|
|
|

Entrée tetezina (tety)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny nefa tsy nianjera izy. / Efa noteteziko iny faritany atsimo rehetra iny
Jerena tsirairay, aleha tsirairay: Noteteziny daholo ny havany talohan' ny nandehanany [1.1]
Morphologie 
Présent : tetezina, teteziko, tetezinao, teteziny, tetezintsika, tetezinay, tetezinareo, tetezin', tetezin-, tetezim-, tetezi-
Passé : notetezina, noteteziko, notetezinao, noteteziny, notetezintsika, notetezinay, notetezinareo, notetezin', notetezin-, notetezim-, notetezi-
Futur : hotetezina, hoteteziko, hotetezinao, hoteteziny, hotetezintsika, hotetezinay, hotetezinareo, hotetezin', hotetezin-, hotetezim-, hotetezi-
Impératif : tetezo

Mis à jour le 2023/08/11