|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fety
Radical  2  ety
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  convenance, consentement, assentiment [1.3#441]
Morphologie 
5  Simple :
6  Préfixée :
Synonymes  7  fetezana
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot fety

Entrée (2/3)10  fety
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika
13  Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay [1.1]
Explications en anglais  14  a festival, a holiday [1.7]
Explications en français  15  fête, réjouissance publique [1.8]
Exemples  16  andro zoma no fety tamin'izao [2.59#348]
17  Ka nandeha ry zareo namonjy lanonan' ny mpanjaka, fetin' ny mpanjaka [2.606#198]
18  Halan' ny foko ny voaloham-bolana amam-petinareo [2.996#29.1.14]
19  fitaomana biriky ho an' ny sekolim-piangonana, fakana bozaka ho an' ny tranoheva fanaovam-pety, fanaovam-bokatra samihafa tsy miato [2.470#79]
Morphologie 
20  Simple :
21  Préfixée :

Entrée (3/3)22  Fety
Partie du discours  23  nom propre (anthroponyme)
Patronymes 
Tableaux et planches  25  Liste complète

Anagrammes  26  Fety, fety, tefy, Fety, fety, tefy

Mis à jour le 2023/09/08