|
|
|
|

Entrée (1/5)1  atỳ
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra [1.1]
Explications en anglais  4  here, not in sight [1.7]
Explications en français  5  ici, pas visible [1.8]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Dérivés 
9  Adverbes :
Analogues  10  etỳ, eto, eo, etsy, eny, eroa, erỳ, atỳ, ato, ao, atsy, any, aroa, arỳ
Mots composés 
Tableaux et planches  12  Tous les adverbes

Entrée (2/5)13  aty
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany [1.1]
Explications en anglais  16  the insides of anything; a room [1.7]
Explications en français  17  intérieur [Tankarana] [1.19]
18  intérieur, ce qui est au dedans [1.3]
19  l'intérieur, le dedans [1.8]
Vocabulaire  20  Espace
Morphologie 
21  Simple :
Dérivés 
22  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (3/5)50  aty
Partie du discours  51  nom
Explications en malgache  52  Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona [1.1]
Explications en anglais  53  the liver [1.7]
Explications en français  54  foie; poumon [Tankarana] [1.19]
55  foie [1.3]
56  le foie [1.8]
Vocabulaire  57  Biologie
Morphologie 
58  Simple :
Mots composés 

Entrée (4/5)66  aty
Partie du discours  67  nom
Explications en français  68  La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir atin-kazo#mg.ex. [Merina] [1.196]
Vocabulaire  69  Botanique
Phytonymes 

Entrée (5/5)72  aty
Partie du discours  73  nom
Explications en malgache  74  tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina [Betsimisaraka] [1.78]

Anagrammes  75  aty, atỳ, tay, aty, atỳ, tay

Mis à jour le 2023/05/27