|
|
|
|

Entrée1  atsy
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy
Explications en anglais  4  [1.7] here (not in sight)
Explications en français  5  [1.3#66] là, à une certaine distance
6  [1.8] ici, là (pas visible)
Exemples  7  [2.332#29] Mandehana mividy atsy amin-dRasolo
8  [2.245] Dada, ry ise, ilay alika roa tatsy izay
Morphologie 
9  Simple :
10  Passé :
11  Futur :
Dérivés 
12  Verbes actifs :
Analogues  13  aty, ato, ao, atsy, atsikitra, any, aroa, ary, ety, eto, eo, etsy, etsikitra, eny, eroa, ery
Mots composés 
Titres  20  Atsy ary (Manifatra Venance)

Anagrammes  21  atsi, atsy, sita, tasy, tsai, tsia, tsy a-, tsya

Mis à jour le 2025/04/19