Entrée ambaravarana
Mots élémentaires any ; varavarana
Partie du discours adverbe [liste complète]
Exemples Izay efa tao an-day kosa indray nankeo ambaravaran' efitra fandriany, nanao tabataba be hamoha azy [2.996]
Morphologie 
Simple : ambaravarana, ambaravarako, ambaravaranao, ambaravarany, ambaravarantsika, ambaravaranay, ambaravaranareo, ambaravaran', ambaravaran-, ambaravaram-, ambaravara-

Mis à jour le 2023/08/16