Entrée (1/2) | 1 varavarana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily) 4 [1.13] rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana |
Explications en anglais |
5 [1.7] a door or window opening |
Explications en français |
6 [1.8, 1.13] porte 7 [1.8] fenêtre |
Exemples |
8 Dia injay novohany ny varavarana. [2.895] 9 I Zama no namoha varavarana anay. [2.445] 10 Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4] |
Vocabulaire |
11 Economie: bâtiments, travaux publics |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 46 Proverbes contenant le mot varavarana |
Article |
47 Randzavola: varavarana ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 48 varavarana |
Partie du discours | 49 nom |
Explications en malgache |
50 [1.1] [Betsimisaraka]
Anaran-kazandrano |
Exemples |
51 Dia injay novohany ny varavarana. [2.895] 52 I Zama no namoha varavarana anay. [2.445] 53 Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4] |
Vocabulaire |
54 Zoologie: poissons |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/01/05 |