Entrée (1/2) | 1 anindrana |
Mots élémentaires | 2 any, indrana |
Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] jereo indrana |
Explications en anglais |
5 [1.7] in the coastal regions |
Explications en français |
6 [1.8] dans les régions côtières |
Exemples |
7 Tamin' ny 1818, dia tonga tany anindrana Atsinanana Sylvain Roux. [2.113#] 8 Raha tany anindrana aho no nampijalianao toy izao, dia ho sarotra tamiko ny handao anao. [2.285#] 9 Ny amin' ny tany anindrana, dia mbola tsy misy vita an-tsoratra mihitsy hatramin'izao momba izany. [2.298#] |
Entrée (2/2) | 10 añindraña |
Partie du discours | 11 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
12 [1.78] [Betsimisaraka]
an-tsisiny, atsimompatana, andohafatana, avara-patana 13 [1.78] [Bezanozano] [añindrana] anila, ankila |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |