|
|
|
|

Entrée1  ampihimamba
Mots élémentaires  2  any, fihi-mamba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  fifehezan-tsamirery ara-pamokarana sy ara-barotra [1.13]
Explications en français  5  monopole [1.13, 1.5#117]
Exemples  6  nefa toa nateza manao ampihimamba, ary mamin' ny vola sy ny voninahitra mandramaty! [2.296#]
7  Tsy tokony hisy fanaovan' ny kompania amin' ny sehatra tsy miankina ampihimamba, misolo ny ampihimamba nataon' ny Fanjakana. [4.27#]
Vocabulaire  8  Economie: finances, gestion
Mots composés 

Mis à jour le 2023/11/20